KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy

KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy Misokatra ho an'rehetra☯️
Mandray mpianatra vaovao hatrany

☎️0347359107

Tonga indray ity n'y fotoana fialantsasatra,🙋Andao hiaraka aminay Sady miala voly no mikotrana ☯️🏖️Izahay ato KUNG FU WI...
27/06/2026

Tonga indray ity n'y fotoana fialantsasatra,🙋

Andao hiaraka aminay Sady miala voly no mikotrana ☯️🏖️

Izahay ato KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy dia faly mandray anareo indray izay vonona hiaraka aminay🙏

Mandray mpianatra vaovao izahay amin'izao fialantsasatra izao ary misy promotion ka aza tara a 😀
Ankizy Kely manomboka amin'ny 5 taona dia efa afaka mikotrana ka tongava ☯️

NY toerana :commune bemasoandro itaosy

Isakin'ny alahady atoandro amin'ny 1 ora sasany ka hatrami'ny 4 ora sasany

Afaka miditra mivantana ao amin'ny MP na maintso avy hatrany n'y laharana
0347359107
Kung fu wisa " C ' est l'art de savoir vivre"☯️☯️

07/06/2026

miditra @1 ora sasany isika androany ☯️
ao @ salle vaovao fona amizay
☎️034 73 591 07

03/05/2026

Eto am salle ampita isika androany fa tsy ao @ mahazatra hoan'izay mbola tsy naharaka ☯️

ARABAINA MANOKANA i RONCHARD AVY ATO @ Kwoon bemasoandro 🙏☯️Tontosa soa amantsara ny Championnat de Madagascar teo amin’...
09/04/2026

ARABAINA MANOKANA i RONCHARD AVY ATO @ Kwoon bemasoandro 🙏☯️

Tontosa soa amantsara ny Championnat de Madagascar teo amin’ny taranja KUNG-FU taona 2025, izay natao teny amin’ny Temple de Pierre Mizael Ambatomirahavavy.
Toy izao ny vokatra:

🚩TAO LU:
Main nue : LEHILAHY 👉 Ligy BOENY
VEHIVAVY 👉 Ligy ITASY
A**e: LEHILAHY 👉 Ligy VAKINANKARATRA

🚩 KUNG-FU LIGHT
-55 Kg 👉 Ligy SAVA
-60 Kg 👉 Ligy Amoron'i Mania
-65 Kg 👉 Ligy Analamanga
-70 Kg 👉 Ligy Amoron'i Mania
-75 Kg 👉 Ligy Analamanga


22/03/2026

Tsy ao @ salle mahazatra ny entraînement antsika androany

☎️034 73 591 07
033 64 249 95

*Voninahitr'ANDRIAMANITRA ny manafin_javatra...Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta- javatra *(ohabolana 25and:2)M...
15/03/2026

*Voninahitr'ANDRIAMANITRA ny manafin_javatra...

Fa voninahitry ny mpanjaka kosa ny mamanta- javatra *(ohabolana 25and:2)

MPANJAKAN'NY ZAVABOAHARY ISIKA💯

✨Sary nandritran'ny fanazaran'tena anio

mandrakariva
# kwoon bemasoandro

Izahay ato KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy  ☯️ dia faly miarahaba anareo VEHIVAVY rehetra  fetinareo izao🎊🥰Hiaino,☯️Haka...
08/03/2026

Izahay ato KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy ☯️ dia faly miarahaba anareo VEHIVAVY rehetra fetinareo izao🎊🥰

Hiaino,☯️
Hakao tsirony ny tontolo andro🙏

Manaova fety sambatra daholo💫

Tongava mikotrana androany dia miara mifety isika....

☎️034 73 591 07
033 64 249 95

VISUALISATION 💯ACTION 🙏RÉSULTATS ☯️        🎊3 ANS🎊Feno 3 taona tam'18 febroary 2026 teo ny KUNG-FU WISA KWOON bemasoandr...
22/02/2026

VISUALISATION 💯
ACTION 🙏
RÉSULTATS ☯️

🎊3 ANS🎊

Feno 3 taona tam'18 febroary 2026 teo ny KUNG-FU WISA KWOON bemasoandro itaosy 🥰

Ary notanterahana androany tao anaty entraînement ny fankalazana niarahan' ny mpikambana rehetra☯️

Mitohy ny lalana🤞
Mitohy ny ezaka🤞
Handroso hatrany ☯️

Mankasitraka antsika rehetra teo foana hatramizao sy mbola ho eo foana 🙏
Mandresy mandrakariva

Address

Bemasoandro Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KUNG FU WISA Bemasoandro itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category