05/07/2026
ahitan-javatra mintsy ato am'ti fb ti🤭
� Resak'Olon-dehibe
05/07/2026
ahitan-javatra mintsy ato am'ti fb ti🤭
Mampirafy bandy tsy manana tanjona haka vady anao, tsy fahotana fa légitime défense 😂🤌
21/06/2026
Bonne fête ry Papa isany!👨🏻
Mba ento mora ian le revy fa aiza ko de tsaky sakamalao?🚶♀️🤧
MAKORELINA VIERGE
By Groupe MZ
Mbola tsy nisy tao anatin'ny 60taona.
27/04/2026
Salama mba atao anonyme azafady : Za, JH, dia tsy aiko fa miandry ny slip ny olona ambony nay, dia angalariko imastena ilay izy,
Na za any antrano reny sipa akama.reny dia mangalatra mijery tiroir maka slip ny imastena dia averiko ao ihany ref tonga
Misy efa tratra ve ? coms
misy mahalala ny antony zany ve?
Sary: fb
29/03/2026
FANTATRAO VE FA RAHA MISY HAIN-TRANO ANY CORÉE DU NORD, IZANY HOE RAHA MAY NA MIREHITRA NY TRANO IRAY DIA...
👍NY ATAO VOALOHANY DIA :
MANAVOTRA NY SARIN'I KIM
JONG-UN 😎.
👍FAHAROA, MAMETRAKA ILAY
SARY AMIN'NY TOERANA AZO
ANTOKA.
👍FAHATELO, MANAVOTRA IZAY
AZO AVOTANA AMIN'NY
FANANANA,...MIANTSO
POMPIER.....
01/02/2026
📣Paompin’ny jirama vaky mba anairana ny tompon’Andraikitra azafady fa de eo ny vahoaka no mifosa sary🥱
Ampitomanio zah Parish ah🥺
26/01/2026
R+3 partie 3 no nandrasana hi'fuite 🤧🤦
WC saison 2 indray no na'fuitedn'zalah🎬
Courage Faya Ramses 👈
26/01/2026
mba mailo iany zala refa mteny rafotsy oe nde angery a amn 4 maraina aa🤣🤣