USCAR RUGBY-Officiel

USCAR RUGBY-Officiel

Share

Union Sportive Commune Antananarivo Rugby

Photos from USCAR RUGBY-Officiel's post 13/08/2026

😁Uscar lesy tsika ahh!!!🏈
..hafaliana ho anay tokoa aloha ny nandraisana an'i PDS sy ny talen'ny fanatanjahan-tena, tety an-kianja androany eh!! 💪
✅afaka niresaka mivantana sy malalaka tamin'i PDS izahay, ankasitrahana tanteraka ny finiavany, amin'ny fanohanana amin'izao fiatrehantsika ny lalao famaranana amin'ny TOP12 izao 🙏🔵🟡

USCAR

11/08/2026

🏉Finale TOP 12💪🏼🔵🟡
🎯Nahemotra ho amin'ny Alahady 06 Septambra 2026 ny lalao famaranana ny XXL TOP 12 eny amin'ny kianja Makis Andohatapenaka, raha nokasaina hatao ny 16 Aogositra 2026 hoavy izao.

Source: Pejy Malagasy Rugby

05/08/2026

Handry am-piadanana anie ny fanahiny 🙏

03/08/2026

🕊️ Misaona ny tontolon'ny Rugby Malagasy
Nodimandry i "Bien", fantatra amin'ny anarana hoe "Tsiliva", mpilalaon'ny Makis de Madagascar teo aloha (2012).
Ny Malagasy Rugby dia maneho ny alahelony lalina ary mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany, ny havany, ny namany, ary ny fianakaviambe rugby manontolo amin'izao fahoriana izao.
Mandria am-piadanana, Tsiliva. 🕊️🏉

Photos from USCAR RUGBY-Officiel's post 02/08/2026

✊Onja miabo ho an'ny tontolo andro☀
🏉Niavaka kely ny lalan-tsaina nitondran'i Pdt "Lesa" anay niatrehana ity taom-pilalaovana ity, nahasoa anay tsirairay ilay izy (na teo amin'ny tontolon'ny lavalava, na teo amin'ny asa aman-draharaha ary koa ny teo anivon'ny fiaraha-monina sns...) ka dia zarainay amintsika tsy ankanavaka:
✅Firaisan-kina
✅Fahadiovam-po
✅Fifanajana be

USCAR🔵🟡

Photos from USCAR RUGBY-Officiel's post 30/07/2026

🏉Tsapanay loatra ny fitiavanareo anay, faly koa izahay manana anareo mpanaraka sy mpakafy anay, tsy ho voavaly tsirairay avokoa ireo teny firariantsoa maro🔵🟡
✅Onja miabo, hiatrehana ny tontolo andro✊🆙⬆

Photos from USCAR RUGBY-Officiel's post 29/07/2026

🏉Onja miabo hatrany✊🔵🟡
✅Uscar lesy tsika ah!!!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00
Sunday 09:00 - 12:00