Voary Sport

Voary Sport

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Voary Sport, Gym/Physical Fitness Center, Mandrosoa Ivato En face Epp, Antananarivo.

03/12/2025

Salama daholo ooo🀩
Noho ny Antony fanavaozana ara materialy ka tsy Naha teo antsika fotoana vitsivitsy Dia indro fa misokatra ho antsika indray ny VSM mandrosoa Ivato ampitan'ny EPP koa manasa antsika rehetra indray ho Tonga hikarakara vatana sy hikolokolo fahasalamana eee
Ny coach Dia vonona hanome fahafahampo antsika hatrany amin'ny exercices rehetra toa ny cardio,musculation,remise en forme ..sy ny torohevitra maro samihafa momba ny kotrana
fotoana hisokafana ny Alatsinainy hatram zoma manomboka am 6maraina ka hatramin'ny 7 hariva...
tsy misokatra ny Sabotsy fa kosa misokatra ny Alahady tontolo
mankasitraka antsika rehetra Dia tongava maro

Photos from Voary Sport's post 10/09/2024
Photos from Voary Sport's post 05/06/2024

Mamy anie wa le Mitaiza Vatana e🀩🀩
Izay Mbola misalasala Tongava fa tsy nenina ioπŸ€©πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ’ͺπŸ¦΅πŸ¦΅πŸ‘πŸ‘πŸ‘πŸ‘

Photos from Voary Sport's post 05/06/2024

Mazotoa hatrany Mitaiza Vatana 🀩🀩

Photos from Voary Sport's post 01/05/2024

Chez VSM 🀩🀩🀩🀩

Photos from Voary Sport's post 22/04/2024

Izay maka iany ange hoy Aho no mahazo eπŸ’ͺπŸ’ͺ
Mila manana faharetana kely fotsiny 🀩🀩
Mazotoa daholo ary hamakivaky ity Herinandro ity

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Mandrosoa Ivato En Face Epp
Antananarivo