LION FORCE Gym

LION FORCE Gym

Share

Salle de sport qui vous propose un service incomparable et unique. Salle de sport, de Fitness et de remise en forme pour tout le monde

31/07/2026
29/07/2026

💪🏽💪🏽

Mitsangana dieny malaina fa rehefa mazoto tsy afaka intsony 🙏🏻💪🏽

Ny tiana ho lazaina dia aza miandry efa vao manapakevitra hoe Anao sport

Tsarovy tsara fa betsaka ny , ny aretina sns.. indrindra lasa betsaka mbola tanora dia efa misy mihinana fanafody tsy mijanona intsony isanandro satria lasa misy sahady🥹

Izany indrindra no anetananay tsy mijanona hoe manaova reto sport ah! Tena marina eeh ✋

Io zany betsaka no milaza hoe tsisy fotoana sns
Eny Tena marina tokoa satria miasa de tsy misy fotoana.

KAFENA:

ZOKY TOJO ZAO IO ITANTSIKA FA MIASA SNS FA MITADY IRIKA FONA SATRIA MANANA OBJECTIF IZAY TSY MAINTSY HO TRATRARINA

ETO ZAO @5 MARAINA IZY SY MAÎTRE DIA EFA LASA IZANY NO MIDIKA FA MISY FOTOANA FONA ISIKA REHEFA TAPAKEVITRA 💪🏽💪🏽💪🏽

Aoka ary samy andinika ny momban’izay eeeh‼️



☎️ +261 34 25 013 69

26/07/2026

🔥🔥🔥🔥🔥

Iza daholo ary no mbola tsy lasa nanao ao eeeh⁉️

Ndao kely ndray alo manomboka rahampitso eeeh 💪🏽💪🏽💪🏽🔥🔥‼️

Ny kouh alefaso mkotrana fa betsaka ny azony zareo atao rehefa tonga aty eeeh‼️
Hafa kouh mantsy lay mba misy occupation Sy activités mba atao zareo amzao zao

Fa atero ihany zareo fa aza asaina mande irery anh 🙏🏻💪🏽

MIRARY HERINANDRO MAHAFINARITRA SY FENO FAHOMBIAZANA HO ANTSIKA REHETRA SAHADY ARY EEEH 💪🏽



☎️ +261 34 25 013 69

23/07/2026

MISOKATRA TONTOLO ANDRO NY SALLE RAHAMPITSO ARY TSISY MIOVA NY PROGRAMME REHETRA FA TOY NY MAHAZATRA IHANY 💪🏽

22/07/2026



Rendez-vous demain à midi 🕛 à 12h

21/07/2026




Ho valina eto ndray alo ilay fanotanianareo hoe: Olona efa lehibe ve afaka mikotrana sns de io izy tonga dia afaka mamaly avy hatrany ilay video

zao izy itantsika io efa zao no niaraka nikotrana t@nay tato @ ary tsy mbola Nisy fotoana hoe tsy tonga zany fa tonga fona 3 fois par semaine
Mande manao vacances izy vao hoe tsy tonga zany

Salama lalandava
ary ity no tena mampiavaka azy anh! Tsy nataony ho sakana mihintsy ilay oe toerana alavitra satria dia any AMBATOMIRAHAVAVY anie no mipetraka eeh 😬🫣
Fa tsapany hoe tena zava-dehibe @ ny fahasalamana dia tsy olana aminy ny alavirana misy azy

HO ANAO IO ARY EEH! AZA ATAO SAKANA NY TAONA SY NY HOE ALAVITRA SNS FA NY FAHASALAMANA NY ATAO LAHARAPAHAMEANA EEEH‼️
TENA ILAINA NY MANAO SPORT 💪🏽 TENA MARINA ANIE ZANY EEEH ✋

‼️



☎️ +261 34 25 013 69

20/07/2026

ZANY NDRAY ARY TOJO REHEFA MANAO

Tena manao mantolo mintsy ny namatsika ary hita hoe tena tsy anaiky ratsy tratra ny 💪🏽💪🏽
Tina fona mo ny mampatsiahy fa ny dia afaka ataony rehetra fa tsy vehivavy ihany no manao azy io
Kotrana complet ny indrindra2 oe Olona tia manao cardio, manitsana, eny fa na Olona mitaiza vatana fotsiny aza dia … tena mety tsara mintsy

💪🏽🔥

14/07/2026





2 volana katroka androany no nanomboka nanapa-kevitra i Tojo fa anova tanteraka ny toe-batany

Nanao publications mahakasika izay fanombohany izay t@ 14 mai 2 volana katroka androany 14 juillet

Niezaka tsy nanao publication natetika izahay tao anatinizay 2 volana lasa izay satria nandinika hoe sao sanatria ka tsy hanoy hatramin’ny farany i Tojo mety oe hi abandone sns

Tsy izay anefa no nisy fa tena tapakevitra tanteraka ny hiova ny lehilahy ka dia nanao ary tsy ijanona raha tsy tratra ny

Azo lazaina fa tsara dia tsara alo ny vokatra satria dia depart androany izy dia zany hoe zany no afaka nandritra izay 2 volana izay

Betsaka ny sendra niainana nandtitra izay satria dia mbola vao nizatra nanao teo kouh ny Resaka ny maraina satry tsy vita ao @ fotsiny fa mande alavitra mihintsy
Vaky nanavy mintsy alo tao anatiny zany fotoana rehetra izany

Manomboka eto dia hozaraina matetika ny zavatra ataony satria efa hita fa vonona hatran’ny farany izy sady mba ho ho any hafa

🔥🔥🔥💪🏽💪🏽

12/07/2026

‼️‼️💪🏽💪🏽🔥🔥



☎️ +261 34 25 013 69

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

3 Frères Andrefan’Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 19:00
Tuesday 06:00 - 19:00
Wednesday 06:00 - 19:00
Thursday 06:00 - 19:00
Friday 06:00 - 19:00
Saturday 06:00 - 13:00