L'actu des sports A MADA

L'actu  des sports A MADA

Share

L'actialité des sports a Mada en temps réel

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 29/05/2026

Ampahan-tsary mahafinaritra partie 2 🙏💥💥💥

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 29/05/2026

GRAND CONCOURS INAUGURATION TERRAIN ANKATSO,
ampahan-tsary mahafinaritra anaty fankafizana ilay taranja, alefa TSIPIKANETIBE MALAGASY

29/05/2026

Ho tanterahina ao amin'ny Boulodrome Ankatso ny 5-6-7 jiona ho avy izao ny fiadiana ny ho tompon-dakan'i Madagasikara olon-droa miaraka, sokajy efatra.

Natokana ho an'ireo manana kara-pilalaovana ny fandraisana anjara amin'izany.

Afaka manantona mivantana an'ireo tompon'andraikitra eo amin'ny ligim-paritra misy aay avy ireo hisoratra anarana sy mila fanazavana fanampiny.

Madagascar


Photos from L'actu  des sports A MADA's post 27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 27 MAI,
tontosa ary nizotra an-tsakany sy an-davany ny iny andiany voalohany t@ grand concours iny, ny mpikarakara sy ny CAI clubs dia misaotra ireo équipe rehetra nandray anjara sy ireo mpijery marobe misaotra ny arbitre sy ny table technique sy ireo technicien marobe avy @ equipe an'i Mr Finaritra ary misaotra ireo nanarak ny fampitana mivantana.

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 💥💪💪💪

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 27/05/2026

CAI 💥💪💪💪

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 💥💪👌
sary maromaro vitsivitsy

Photos from L'actu  des sports A MADA's post 27/05/2026

GRAND CONCOURS CAI 27 MAI 💥💥💥 Ho arahinao mivantana @ page eL'actu des sports A MADA ireo lalao mahalina rehetra sy ireo fotoana hanamarika izany ko manasa atsika hi-abonee ny pages ary asao ny namana fa maro ny vaovao hoitanao ato mankasitra indrindra, Alefa lesy

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Adresse Lot VU 278 BIS MANAKAMBAHINY
Antananarivo
101