Domaine ALFA Katsaoka RN1 PK24

Domaine ALFA Katsaoka RN1 PK24 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Domaine ALFA Katsaoka RN1 PK24, Recreation Center, RN1 PK 24, Antananarivo.

07/07/2026

Tena Oatran'ny mijery ilay hiragasy miavaka an'i Ramilison Besigara sy Raveloson Jean Ba @ Sabotsy 11 Jolay any katsaoka mihintsy ity match an'i Argentine 🇦🇷 sy Egypte 🇵🇾ity 🤭🙊 samy suspensss bé tsy hay hoe Iza no handresy 🤣🤣⚽

29/06/2026

Ndao hiala voly eh!
Lalao hahazoana billet VIP anakiroa hahazoana toerana voatakana miaraka amin'ny sakafo matsiro.
Ireto avy ny fitsipika :
1-Abonneo ny page
2-Asio commentaire hoe : Hiragasy Miavaka - ho avy aho.
3-Partageo amin'ny mur anao ity publication ity (Public).
Izay commentaire be réaction indrindra no mahazo ny loka.

Fotoana mamy hiarahana amin'ny fiankaviana sy ny namana ny 11 jolay 2026. Manomboka amin'ny 10 ora maraina.

Reharehantsika ny hiragasy ka andao hiaraka hankafy miaraka amin'ny andrarezin'ny hiragasy 2 be izao.
Besigara Zanany Fenoarivo sy RAVESOLON Jean Ba no hiaraka amintsika amin'io.
Fifaliana, haravoana, tsikitsiky sy fifampizarana no hiainana amin'io.

Hisy ny zava-pisotro sy tsakitsaky ho varotana eny an-toerana.

Filan-kevitra : MP na ny laharana
0341125540 - 0327413612

Tongava maro eh.

🔥Tonga indray ny adin'ny samy ngeza🔥Ho fanokafana ny toeram-pitsangatsangananaDomaine ALFA Katsaoka RN1 PK24 , dia fifal...
22/06/2026

🔥Tonga indray ny adin'ny samy ngeza🔥
Ho fanokafana ny toeram-pitsangatsanganana
Domaine ALFA Katsaoka RN1 PK24 , dia fifaliana hoa anay ny manolotra ho anareo 🥁🎺 HIRAGASY MIAVAKA🎷🥁
Hiarahana amin'i RAMILISON BE SIGARA sy RAVELOSON JEAN BA ny 11 Jolay 2026 any Katsaoka RN1-PK24
Koa manasa anareo ho Tonga maro ary eh

18/06/2026

🛑⛔ AHOANA IZANY MAMPIADY HIRAGASY IZANY❓❓⁉️⛔🛑
🥁Mpankafy sy mpanenjika hiragasy vé ianao?🥁
🤔Mba tantarao anay ao @ commentaire hoe inona ny tena jerenao sy tsarainao hilazanao hoe tena mahay ny tarika iray?💪🏻💪🏻
🔥🔥💥Tena misy vé ny resy sy mandresy? 😯
👏🏻RAMILISON VS RAVELOSON👏🏻
VIP::TOERANA VOATOKANA 💃🏻🕺🏻SY SAKAFO 🍛🍛 JIFAO AMIN'NY HAFATRA MIAFINA NA NY 0341125540 AMIN'NY VIDINY 15.000Ar monja

16/06/2026

💥RAMILISON BE SIGARA 💥
🔥RAVELOSON JEAN BA🔥
Sambany vao hifandona
Mety Hiady vé???

💥Efa afaka jifaina amin'ny hafatra miafina sy ny laharana voasoratra ny billet VIP anh 💥 😁
14/06/2026

💥Efa afaka jifaina amin'ny hafatra miafina sy ny laharana voasoratra ny billet VIP anh 💥 😁

Address

RN1 PK 24
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Domaine ALFA Katsaoka RN1 PK24 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share