Team rafale FARM

Team rafale FARM

Share

MIPETRAKA ELAH D MIJERY

07/06/2026

Nahazo tsapa n'y boay Kely
-lee by team RAFALE

02/06/2026

SADY MANDINDY MANJOGA NY ADVE NO TSY MISOKATRA MIHITSY , MBOLA MANDAKA FARAHATOKA KOA πŸ˜…

01/06/2026

NY ATAO HOE AKOHO TSARA

MaΓ±ana :
-Technique πŸ‘
-Rapidite πŸ‘Š
-Precision πŸ‘
-SoliditΓ© πŸ‘Š
-Mamely Fantsy πŸ˜…
- Endurance πŸ‘Š
- CapacitΓ© d'adaptation amin'izay ady mitranga eo πŸ˜…

Vazy2 zany fa manao croisement 5taona enao mahatafavoaka an'ireo πŸ˜…πŸ˜…

29/05/2026

Venus en action πŸ’₯

27/05/2026

Match nul de venus , colas

22/05/2026

3 lahy , 1 vavy 😏😏

17/05/2026

Raha sendra misy akoho mangery fotsifotsy mitsiranoka Sady manjonitra ,tsy mety misakafo . Misy vahaolana io .

CIPROFLOXACINE cp . Ny dose atao mifanafaka tsara amin'ny la njan'ilay akoho
Mahavanona daholo πŸ˜πŸ˜…

14/05/2026

Venus

14/05/2026

sody misy anao tsika ato e πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

LUC -NANDRIANINA- POUNE
Ireo zan Lo efa nisoratra anarana concours MANGER BABA @ Sabotsy 16 mai 2026 KIANJA NY KANTO
❌ afaka Tonga sur place izay mbol hanao ra misy fiovana Tampoka
πŸ”΄Vary Sy Loka :+ rano 1L
Que le meilleur gangne

13/05/2026

πŸ’₯

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

VF 36 Volotara
Antananarivo
102