This moment π₯°
Ando Randria
Yando
Your pain is your power πͺ
28/08/2026
Tsy taitra tsy maika π’π₯°π
Ando Randria
Refa manao exercise press cuisse de ataovy 2x ny charge squat ny charge π¦΅πΌππ½
Ando Randria
Mirary week-ends mahafinaritra π₯°ππ€
21/08/2026
Aza adino ny maka fototra π¦΅πΌπ
ππ½
Ando Randria
Mila mahay mihaino tsara refa mikotrana π§ πͺ mba le muscle tena alaina no mahazo π
Technologiaaaa π€£π€£
Ando Randria
Ny triceps dia anisany mampisongadina sy mampivelatra ny bras πͺπ§ π₯ aza atao ambanin-javatra π€
Ando Randria
Mirary week-end mahafinaritra π₯°
10/08/2026
Bon dΓ©but de la semaine β€οΈπ€πͺ
Ando Randria
Misy fotoana ianao mandalo tsy fahasalamana π€ tsy maintsy mihena kely ny vatana βοΈ fa tsy mahazo kivy π§ πͺ
Ando Randria
Mirary erinandro mahafinaritra ππ₯°πͺ
Ando Randria
β
dia exercice cardio tena anisany tsara π satria fanazaratena mampiasa ny vatana rehetra π₯πͺ
π₯΅ mafy2 ny manao azy fa refa mihezaka mahavita fona π§ πͺ
by Ando Randria
ππ½
Click here to claim your Sponsored Listing.