24/09/2026
๐ ๐๐๐ฆ๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ ๐
Misaotra indrindra ireo olona rehetra nanotrona, ireo ekipa nandray anjara, ary ireo mpianatra rehetra taminโny ๐๐ก๐ง๐๐ฅ-๐ ๐๐ก๐ง๐๐ข๐ก ๐๐ ๐ฆ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ, hetsika nokarakarainโny Fikambananโny Mpianatra Siantifika Antananarivo (FMSA).
Ny fandraisanareo anjara, ny fifanampiana ary ny fanohanana no nahatonga ity hetsika ity ho tontosa sy nahomby. ๐ค
๐ ๐๐ฅ๐๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ฅ๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐ข๐ ๐๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฆ๐๐ก๐! ๐
๐ญ ๐๐ฅ๐ง ๐๐ง ๐๐จ๐๐ง๐จ๐ฅ๐
๐ ๐ ๐๐ฆ๐ฆ
โข Miss : ANTSA ARINOMENA Ny Andry Mitia โ GรODE, M1
โข 1รจre Dauphine : RAFANOMEZANTSOA Sitrakiniaina Mitia โ Mathรฉmatique et Informatique, L2
โข 2รจme Dauphine : RABARISON Vonjitiana Cynthia โ Physiologie-Pharmacologie et Cosmรฉtologie, L3
โข Coup de cลur : RAONISON Nomeniavo Aurore Rebecca โ SVT, L1 PSVT
๐คต ๐ ๐๐ฆ๐ง๐๐ฅ
โข Mister : RAZAFINDRAJAONA Nirina Haritoky โ BOE, L3
โข 1er Dauphin et Coup de cลur : RADERA Louis Angelino โ Chimie, L3
๐ค ๐ฆ๐๐๐
โข Champion : ANTENAINA Harimbola Fitahiana Fidรจle, dit H'art-Imbola โ PPC, M1
โข Vice-champion : HARIMALALA Sandra Valencia, dit Ras't โ PPC, M1
โ๏ธ ๐๐๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ก๐
โข Champion : RANDRIAMANJATO Tojosoa Sedera โ Physique et Application
โข Vice-champion : RATELOFERA Mahenintsoa Eric โ Physique et Application
๐ ๐๐๐ก๐๐
โข The Biosteps โ L1 PSVT
โข Elydah Savio โ L1 PSVT
โข Hype Squad โ GรODE
โข SDC
โ๏ธ ๐ฬ๐๐๐๐๐ฆ
โข Champion : RANARISON Tahina โ Chimie
โข Vice-champion : ANDRIANARY Mihariaina Tiarison โ IT
๐ฒ ๐๐จ๐๐ข
โข Champions : NDRINANIAINA Itokiana Fandresena et JAOZARA Abdou Golin โ BEC
โข Vice-champions : ABDOULAMBERT Lareat et RABARISON Andrianjatomanana Haja โ Physique et Applications
๐ถ ๐๐๐๐ก๐ง
โข Champion : RAZANAMAHEFA Hanivachi Cathycia โ GรODE
โข Vice-champion : ANDRIAMASINDRAINY Tsanta Miravo โ BOE.
โฝ ๐ฆ๐ฃ๐ข๐ฅ๐ง๐ฆ
(1 : Champion ยท 2 : Vice-champion)
๐ Volleyball mixte
โก๏ธ 1. Physique L2+
โก๏ธ 2. PSVT
๐ Basketball dames
โก๏ธ 1. Physique
โก๏ธ 2. MI
๐ Basketball hommes
โก๏ธ 1. STE
โก๏ธ 2. Physique L2+
โฝ Football dames
โก๏ธ 1. PPC
โก๏ธ 2. PSVT
โฝ Football hommes
โก๏ธ 1. BEC
โก๏ธ 2. Physique L2+
๐ฏ Pรฉtanque
โก๏ธ 1. ECES
โก๏ธ 2. MI
๐ ๐๐๐ฆ๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐๐ข ๐๐กโ๐๐ฅ๐๐ข ๐ก๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐
Maneho fisaorana manokana ho anโireo andrim-panjakana, tomponโandraikitra ary mpiara-miombonโantoka rehetra nanohana ny fanatanterahana ny Inter-Mention FMSA 2026 :
๐๏ธ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐ง๐ฬ๐ฅ๐ ๐๐ ๐โ๐๐ก๐ฆ๐๐๐๐ก๐๐ ๐๐ก๐ง ๐ฆ๐จ๐ฃ๐ฬ๐ฅ๐๐๐จ๐ฅ ๐๐ง ๐๐ ๐๐ ๐ฅ๐๐๐๐๐ฅ๐๐๐ ๐ฆ๐๐๐๐ก๐ง๐๐๐๐ค๐จ๐ (MESUPRES).
๐๏ธ ๐ ๐๐ก๐๐ฆ๐ง๐ฬ๐ฅ๐ ๐๐ ๐๐ ๐๐๐จ๐ก๐๐ฆ๐ฆ๐ ๐๐ง ๐๐๐ฆ ๐ฆ๐ฃ๐ข๐ฅ๐ง๐ฆ (MJS).
๐ ๐๐ข๐ฌ๐๐ก ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐จ๐๐ง๐ฬ ๐๐๐ฆ ๐ฆ๐๐๐๐ก๐๐๐ฆ โ ๐จ๐ก๐๐ฉ๐๐ฅ๐ฆ๐๐ง๐ฬ ๐โ๐๐ก๐ง๐๐ก๐๐ก๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข.
๐ฒ๐ฌ ๐๐ฬ๐ฃ๐จ๐ง๐ฬ ๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐๐ฆ๐ข๐ก ๐๐ก๐ง๐ข๐๐ก๐
๐ค ๐๐ข๐ข๐ ๐๐๐๐๐ฆ ๐๐๐ฌ.
๐ซ AIA CANADA, MADAGASCAR.
๐๏ธ ๐ ๐ ๐๐ง ๐๐ก๐๐ ๐๐ง๐๐จ๐ฅ๐ฆ
Mankasitraka manokana ireo MC sy animateurs, Ezra sy Gervais Mpikabary, izay nandray anjara taminโny fampandehanana sy fanomezana aina ny sehatra nandritra ny hetsika.
๐ถ ๐๐ฅ๐ง๐๐ฆ๐ง๐๐ฆ ๐ก๐๐ก๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐๐ง๐ฅ๐
Fisaorana manokana ihany koa ho anโireo artistes Tsota, Malm ary Naรซl, izay nanome ny talentany sy nanafana ny sehatra nandritra ny hetsika. ๐ค๐ฅ
๐ ๐ ๐ฅ ๐๐ฅ๐๐ช
Misaotra ihany koa ny MR CREW taminโny fandraisana anjara sy ny fanohanana nandritra ny hetsika.
๐ค ๐ฆ๐ง๐๐๐ ๐๐ ๐ฆ๐ ๐ฆ๐ฌ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ฃ๐ฅ๐ฬ๐ฆ๐๐๐๐ก๐ง๐ฆ ๐โ๐๐ฆ๐ฆ๐ข๐๐๐๐ง๐๐ข๐ก๐ฆ
Farany, fisaorana lehibe ho anโny ekipa Staff FMSA rehetra, izay niasa sy nifandrindra taminโny fanatanterahana ny hetsika hatraminโny voalohany ka hatraminโny famaranana.
Mankasitraka ihany koa ireo Prรฉsidents dโAssociations rehetra sy ireo tomponโandraikitra isan-tsokajiny, noho ny fiaraha-mientana, ny fahavononana ary ny fanohanana naseho.
Misaotra taminโny fahatokisana, ny fanohanana ary ny fiaraha-mientana. Ny fahombiazanโity hetsika ity dia vokatry ny ezaka sy ny fandraisanโanjaranโny tsirairay. โค๏ธ
๐ฒ๐ฌ ๐๐ ๐ฆ๐ โ ๐๐๐๐๐ฉ๐ข๐ก๐ข๐ก๐๐ก๐ โข ๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐ โข ๐๐๐๐ข๐ ๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ฒ๐ฌ