Ny Tena Fiainana

  • Home
  • Ny Tena Fiainana

Ny Tena Fiainana Tsisy nateraka ho resy izany

ANDRIAMANITRA BE VONINAHITRA 🙏
01/03/2025

ANDRIAMANITRA BE VONINAHITRA 🙏

MIARAHABA NY VAHOAKA MPANARADIA AN'I JESOSY CHRISTY REHETRA TRATRINY ZAO PENTECOST IZAO!
19/05/2024

MIARAHABA NY VAHOAKA MPANARADIA AN'I JESOSY CHRISTY REHETRA TRATRINY ZAO PENTECOST IZAO!

28/10/2023
Sambatra isikia Christianina fa ampahafantarin'ANDRIAMANITRA antsikia avokoa ny zavamihafina rehetra!Ka aoka izay nandra...
28/10/2023

Sambatra isikia Christianina fa ampahafantarin'ANDRIAMANITRA antsikia avokoa ny zavamihafina rehetra!
Ka aoka izay nandray maimaimpona mba hizara maimaimpoana!
TENDREMO fa manao ny fomba rehetra SATANA mba hisarihana fanahin'olona maro hakany aminy!
Hatraminy mpitondra fanjakana ambony aza ampiasainy ka mihorena isikia aza miova fa efa akaiky ny farany!
Ireto misy porofo fa fotoana tokony hivavahana mafy izao!
-Ny Anti-Christ dia efa tonga eto aminy Madagascar amin'izao ora sy fotoana izao!

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Tena Fiainana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility?

Share