31/07/2026
Amin'ny Alahady indray no fotoana manaraka
Match 2 in-dray Andro eeehhh🙏💪⚽
⚽⚽⚽⚽
tsy mialon-jafy
31/07/2026
Amin'ny Alahady indray no fotoana manaraka
Match 2 in-dray Andro eeehhh🙏💪⚽
⚽⚽⚽⚽
1er Match
1er VICTOIRE (WINNERS)
:
⚽
⚽
24/07/2026
Alahady indray no fotoanan-tsika manaraka tamin'izay elaela tsy nihaonana teto amin'ny kianjan' ANKADIVORIBE
⚽⚽⚽⚽⚽⚽⚽
01/07/2026
⚽⚽⚽⚽⚽
29/06/2026
Arabaina ianao amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao🎊Mirary soa hatrany dia misondrota amin'ny Avo🙏 Tahin'ny Tompo lalandava🎉🎊🙏💪⚽
13/06/2026
Mitomboa hasina hatrany.Dia Mirary soa anao hahatanteraka ny adidy rehetra Mbola miandry🎊🎉🙏⚽👊
Tsy ahy ny tsy hirarisoa anao Maître amin'izao tsingeritaona nahaterahanao izao🙏🎉 Mitomboa hasina sy taona hatrany ary ho ela velona mba hifampizara traikefa sy lesona ato amin'ny CLUB💪 Mirary ny soa sy fahasalamana ihany koa.Mankasitraka tamin'izay vita rehetra sy izay mbola atao🙏Misaotra Monsieur BRUNO dit “Bri”
#Mirarisoa_RAMAITRE
26/05/2026
Arabaina ianao ry Eddy Harilala amin'izao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao.Eto ny équipe sy ny rehetra dia mirary soa anao sy ny ankohonanao dia tongavasoa amin'izay hiriana
15/05/2026
Arabaina ianao Antso Gonzalô Antso Mirah 🎊🎉💪 Mirary soa🙏
Mankasitraka daholy🙏💪⚽💕
07/05/2026
Zandry Gasy FC
🙏🙏💪⚽⚽