12/08/2026
TFC Sabotsy Namehana
École de Foot "Tsimialonjafy Football Club" Sabotsy Namehana ( U6 à U15)
12/08/2026
08/08/2026
⚽️⚽️⚽️🚨🚨
Mandray anjara avokoa ny ankizy rehetra manomboka U7 hatramin'ny U 15 amin'ny tournoi vacances amin'ny alatsinainy izao eny Ankadikely.
Aza adino ny rano, sakafo atoandro...
09/07/2026
⚽️⚽️Avis à tous☺️☺️
24/06/2026
🚨🚨🚨Hafatra maika🚨🚨🚨
Tsy mandeha milahatra ao amin'ny terrain ny ankizy Kely rahampitso 26 jona, natokana ho an'ireo sokajy lehibe izany araky ny tatitra voaray.
Amin'ny sabotsy ny fotoanantsika ao am FOFIKRI rankizy a🙂
20/06/2026
🚨🚨Misy fiovana kely ny match amical izay ho ataontsika amin'ny sabotsy izao, niova ao amin'ny FOFIKRI Ankadikely fa tsy ao Antsofonondry indray.
Mankasitraka tompoko
13/06/2026
Tangava daholo ho fampandrosoana ny club ntsika ⚽⚽
07/06/2026
Niampy iray ny mpanazatra antsika an🙂
Vita formation ara-dalana
Mankasitraka azy amin'ny fandavantenany sy ny fahavononany ⚽⚽
Click here to claim your Sponsored Listing.