24/08/2026
Faly aho hifanatrika mivantana , manome fotoana anareo mpankafy kotrana Zumba eto
Majunga ny Sabotsy 29 AOGOSITRA @ 6ora hariva izao.
Ao @ FIT KOM SALLE DE SPORT MANGARIVOTRA.
Ho fandaminana mirindra dia raiso mialoha ny tapakila tompoko !
24/08/2026
J-4
J-4
AllĂ´ AllĂ´ MAHAJANGA âââ
, Iza daholo isika eto ? vakansy eto Majunga!
Antsika hiaraky handihy đ hanano soirĂŠe:
â¤ď¸â¤ď¸ZUMBA INĂDIT PARTY â¤ď¸â¤ď¸ !!!!
RENDEZ VOUS SABOTSY 29 AOGOSITRA @ 6ORA HARIVA.
â
RĂSERVATION PLACE TRĂS CONSEILLĂ
đ0346435323
20/08/2026
đĽ Ne manquez rien de lâaventure
ZUMBA INĂDIT PARTY !
avec Coach Andry Ratobison & Coach TĂ´sy â¤ď¸â¤ď¸
đ Un simple like ou un partage nous aide ĂŠnormĂŠment Ă faire grandir notre ĂŠvĂŠnement đ
âĄď¸ Inscrivez-vous dès maintenant et invitez vos amis Ă nous rejoindre !
đ0346435323
19/08/2026
MERCREDI 19 AOĂT 2026
PROGRAMME D'AUJOURD'HUI :
KRULAIR FITNESS BY PASS ALASORA
â
ZUMBA FITNESS : 8H00
GALERIE ARENA ANTANIMENA :
â
ZUMBA FITNESS : 12H30
INSCRIPTION OUVERT A TOUS.
đ0346435323
17/08/2026
Fanontaniana apetraka matetika
⸠Inona avy ireo tombontsoa azo avy amin'ny fitness ho an'ny fahasalamana?
Ny tombontsoa azo avy amin'ny fitness dia ahitana ny fanatsarana ny toe-batana, ny fanamafisana ny hery fiarovan'ny vatana, ary ny fiantraikany tsara eo amin'ny toe-po sy ny fitantanana ny adin-tsaina. Manampy amin'ny fanatsarana ny kalitaon'ny torimaso sy ny fampitomboana ny hery sy angovo ampiasaina amin'ny fiainana andavanandro ihany koa izy.
⸠Ahoana no hampidirako ny fitness ao anatin'ny fiainako isan'andro?
Azo atao amin'ny alalan'ny hetsika madinika sy tsotra izany: misafidy tohatra fa tsy ascenseur, mandeha an-tongotra fa tsy mitondra fiara rehefa lavitra kely fotsiny, na manao fanatanjahantena miditra cours collectifs mandritra ny fotoana fiatoana.
Ny zava-dehibe dia ny fitadiavana fotoana ao anatin'ny andronao izay azonao atokana ho an'ny fahasalamanao sy ny fahasalamana ankapobeny.
14/08/2026
Planning cours de zumba.
Vendredi 14 aoĂťt 2026:
â
12h30 Arena galerie Antanimena.
â
17h Krulair fitness Alasora by Pass.
Inscription ouvert pour tous.
đ034 64 353 23
13/08/2026
Animation Zumba aujourdâhui !
đĽ La fĂŞte reste toujours aussi chaude quand nous sommes ensemble ! đđş
Merci Ă vous, mes chers passionnĂŠs, pour votre confiance et votre fidĂŠlitĂŠ ! â¤ď¸đ