06/07/2026
Alefa MAZI FC ⚽💪🏻
⚽ Ekipa Football MAZI FC Antananarivo
💙 Fitiavana baolina | Fandresena | Fanohanana tsy tapaka.
06/07/2026
Alefa MAZI FC ⚽💪🏻
03/07/2026
🏆 TOURNOI REINE D'IFANJA 🏆
⚽ MAZI FC 🆚 FC AMBAHIBO
📅 Sabotsy 11 Jolay 2026
🕚 Amin'ny 11:00 maraina
📍 Terrain Betongolo Ifanja
🔥 Hiatrika lalao goavana indray ny MAZI FC ao anatin'ny Tournoi REINE D'IFANJA.
Tongava maro hanohana sy hampahery ny ekipantsika mandritra ity fihaonana ity. Ny fanohananao no hery ho an'ny mpilalao eny an-kianja!
💙🤍 Allez MAZI FC!
Miray hina, miady, mandresy! ⚽💪
03/07/2026
📢 **RECRUTEMENT MAZI FC FÉMININE** ⚽💙
🔥 **Mbola mandray mpilalao vaovao hatrany izahay!**
Raha tovovavy tia baolina kitra ianao, vonona hianatra, hivoatra ary hiaro ny lokon'ny **MAZI FC Féminine**, dia izao no fotoana mety indrindra hidiranao ao amin'ny ekipanay.
📅 **Sabotsy 04 Jolay 2026**
📍 **Terrain Ankatso**
🕘 **09h15**
Tongava ara-potoana miaraka amin'ny fitafiana fanatanjahantena sy kiraro mety hilalaovana.
💪 **Aza misalasala fa tongava! Mety ianao no kintana manaraka ao amin'ny MAZI FC Féminine.**
**MAZI FC Féminine – Miara-mitombo, miara-mandresy!** ⚽💙
25/06/2026
⚽ NY MAZI FC DIA MIRARY FETY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA! 🇲🇬
Enga anie izao fety izao hitondra fiadanana, fifaliana, fahasalamana ary fahombiazana ho an'ny tsirairay sy ny fianakaviany.
Mirary fotoana mamy hiarahana amin'ireo olon-tiana, ary enga anie hitohy hatrany ny firaisankina sy ny fanatanjahantena mampiray antsika.
🎉 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!
⚽ MAZI FC – Firaisankina • Fanajana • Fandresena
22/05/2026
Tanjona iray, fo iray, ekipa iray 💪
22/05/2026
⚽ ENTRAÎNEMENT MAZI FC ⚽️
📅 Sabotsy 23 Mai 2026
🕤 Amin’ny 09h30
📍 Terrain Ambany Ankatso
Tongava ara-potoana daholo 💪
Mitohy ny fanomanana sy fanatsarana ny ekipantsika 🔥⚽
21/05/2026
🎓 GUIDE D’ORIENTATION POUR LES LYCÉENS 🎓
📚 Torolalana ho an’ny mpianatra Lycée
Ny fikambanana M.A.Z.I (Mpianatra Ambaratonga Ambony Zanak’Ifanja) dia manasa antsika mpianatra rehetra hanatrika ny Guide d’Orientation izay hanampy amin’ny:
✅ Fisafidianana filière sahaza
✅ Fampahafantarana ireo université sy institut supérieur
✅ Fanazavana momba ny concours sy ny fepetra fidirana
✅ Torohevitra momba ny hoavy sy ny asa
📍 PROGRAMME
🗓️ 04 Juin 2026
📌 Commune Rurale Sarobaratra Ifanja
🏫 Lycée Privé Croix Blanche
⏰ Manomboka amin’ny 08ora maraina
🗓️ 05 Juin 2026
📌 Commune Rurale Anosibe Ifanja
🏫 Tranompokonolona Anosibe Ifanja
⏰ Manomboka amin’ny 08ora maraina
✨ “Ny safidy anio no manorina ny hoavy.”
✨ “Le choix d’aujourd’hui construit l’avenir.”
🤝 Partenaire : ( SP)
📞 Informations :
038 63 523 98 / 033 73 665 88
16/05/2026
🏆 TOURNOI REINE D’IFANJA
🔥 1/8 DE FINALE 🔥
⚽ MAZI FC Féminine
🆚
⚽ FKT Ampahimanga
📍 Kianja maitso Betongolo Ifanja
💪 Tonga ny fotoana hanehoana ny herin’ny ekipa!
🔥 Ady mafana no andrasana… iza no hiakatra amin’ny manaraka?
💙 Tohano ny MAZI FC Féminine! 💙
16/05/2026
🔥⚽ MAZI FC AO ANATIN’NY REINE D’IFANJA 2026 ⚽🔥
Faly izahay mampahafantatra fa ny MAZI FC dia isan’ireo ekipa mandray anjara amin’ny tournoi lehibe 🏆 REINE D’IFANJA 2026 👑⚽
💚 Fotoana iray hanehoana ny talenta, ny herim-po ary ny firaisankina eny an-kianja izao!
👉 Manasa anareo rehetra mpankafy sy mpanohana:
Tongava maro hanohana ny ekipantsika
Asehoy ny fitiavana ny baolina kitra
Ento miaraka ny hafanam-po!
💥 MAZI FC – Vonona hiady, vonona handresy! 💥
📣 Aza adino ny manaraka hatrany ny vaovao sy ny vokatra!
⚽🔥
14/05/2026
🏁𝗙𝗜𝗡 𝗗𝗨 𝗠𝗔𝗧𝗖𝗛 🏁
Quelle prestation des joueuses de MAZI FC Féminine 💥⚽
✅ MAZI FC Féminine 3️⃣
❌ STK MANARINTSOA 0️⃣
Une victoire bien méritée après un match maîtrisé du début jusqu’à la fin 👏🔥
Félicitations à toute l’équipe pour le travail, la solidarité et l’envie montrée sur le terrain 💪💙
Merci également aux supporters venus encourager l’équipe durant cette rencontre 🙏
Buts — Combativité — Discipline — Victoire