17/04/2022
๐ฅ
67 city fc
17/04/2022
๐ฅ
๐ชโฝ
12/03/2021
โ
[ Elf Vinih Fenohantra ]
Talenta iray somary mangingina izay izy, mipetraka ao amin'ny vodilaharana havanana (latรฉrale droite) ao amin'ny sokajy U17.
Vao tonga tato amin'ny klioba izy teo amin'ny herintaona sy tapany teo izay dia efa nametrahan'ny mpanazatra fahatokisana teo amin'io toerana io. Tsaroanay eto am-panoratana fa nisy fotoana mihitsy ary tamin'ny lalao tamin'ny Fosa Junior teo mahamasina nangataka ho esorina izy fa tsy navelan'ny mpanazatra fa tsy maintsy namita ny lalao.
Tao anatin'izay fotoana izay ka hatramin'izao dia hita fa anisan'ireo mpilalao eo ambony kianja tena mivoatra tokoa i Vinih indrindra indrindra eo amin'ny fahamatorana milalao sy ny hatanjahana izany. Fa amin'ny lafiny rehetra dia nivoatra izy. Ny namany ary dia niteny mihitsy fa sarotra hoy izy ireo ny mamaky an'i Vinih. Ary nampian'izy ireo fa Faly izy ireo manana rahalahy azo hatokisana toa azy eo ambony kianja.
Ny hitarina dia hitombo hatrany ny fahaizan'i Vinih ary mirary soa azy ho lasa lavitra amin'ity taranja ity.
28/01/2021
23/01/2021
67city fc๐
๐๐
๐ค๐
๐ช๐ป
14/01/2021
๐