Kung fu wisa Ambohimanarina

Kung fu wisa Ambohimanarina

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kung fu wisa Ambohimanarina, Sports Club, RN4, Antananarivo.

☯MISOKATRA HOAN'NY REHETRA NY FISORATANA ANARANA☯
➡️Toerana: Ambohimanarina (Tsena be)
🔴Tel: 034 91 278 99
🔴 ALAHADY :
👉 DÉBUTANTS: 09H À 12H
👉GRADÉS : 07h à 09h

🔴 ANKIZY-TANORA-LEHIBE

⬇️⬇️ALEFASO ATO NY MESSAGE⬇️⬇️

03/07/2026

⚫⚪MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA - KUNG FU

AJANONY NY MIJERY FOTSINY.. AVIA MIKOTRANA.

✅Te hanatanjaka vatana sy saina ve ianao ?
✅Te hahazo hery sy fitokisana amin’ny tena ?
✅Mitady fanatanjahan-tena feno fanajana sy fifaliana ?
👉Ny KUNG-FU no valiny.

Na vao manomboka aza ianao dia tongavasoa.
Eto isika mifampisondrotra, mifampirisika, mandroso miaraka.

👉Avia hianatra, hanao fanatanjahan-tena ary hampatanjaka ny saina.

🔺tena hiady mba hahay ato @ kwoon, fa mifampiresaka sy mifampihomehy rehefa vita 😄
Ny saro-kenatra indrindra dia raisina. Izahay no mitantana sy mampianatra anao.

Tsy dahalo no ampiofanay. FA MPIADY !

📍 TOERANA : Ambohimanarina
📅 ANDRO : ISAN’ALAHADY
⏰ ORA : 08H30 MARAINA

Tèl: 034 91 278 99



01/07/2026

⚫⚪N'INONA N'INONA

REHEFA HITANAO FA TSY ILAINA DIA AJANONY.

✅REHEFA TSY ILAINAO NY MIKOTRANA DIA AJANONY
✅ REHEFA TSY ILAINAO NY MIASA DIA AJANONY
✅ REHEFA TSY ILAINAO NY MIANATRA DIA AJANONY
✅ REHEFA TSY ILAINAO NY MANDROSO DIA AJANONY
✅ REHEFA TSY ILANAO NY MIFANARATSY SY MANARATSY DIA AJANONY
✅ REHEFA TSY ILAINAO NY MANARAKA AN'ITY PAGE ITY DIA AJANONY

A, AZA MANDANY ANDRO SY HERY @ ZAVATRA TSY MISY ILANAO AZY....

👉REHEFA FANTATRAO FA ILAINAO KOSA DIA TENA ATAOVY NY FOMBA REHETRA HAHAIZANA SY HANAOVANA AZY.

🔺EFFICACE FONA IO REHEFA TRANDRAHANA .



29/06/2026

⚫⚪ANISAN'NY MAHA KUNG-FU IRETO

✅DES EN TÊTE
✅DE LA DANS LE COEUR
✅DE L' EN POCHE
✅DE LA DANS LES HABITUDES
✅LA DANS L'ÂME
✅DU DANS LES MOTS
✅DE LA SUR LE VISAGE
✅UN DANS LA VIE
✅DE LA PENDANT L'ENTRAINNEMENT



27/06/2026

⚫⚪RESADRESAKA SPECIAL

ANKOTRAN'NY KOTRANA IZAY FANAO MAHAZATRA DIA HISY NY FIZARANA SY FAMPIANARANA:



✅ ✅

RAHA EFA MPIKOTRANA ATO @ KWOON AMBOHIMANARINA ENAO DIA AZA RATENA ITY FAMPIANARANA ITY.
RAHA MBOLA TSY MPIKOTRANA ENAO DIA TONGAVA FA MANDRAY ANAREO REHETRA ZAHAY.

Tél: 034 91 278 99



27/06/2026

⚫⚪COMBAT DE RUE

✅ TSY MISY REGLES
✅ TSY MISY PROTOCOLE
✅TSY MISY FOMBAFOMBA

👉FA TOUT EST PERMIS
👉TOUT EST AUTORISÉ

✅IZAY ATAONAO EO METY DAHOLO
✅IZAY FIKANAO EO DIA ÇA VA!

👉NA ANDRAY VATO NA TAPABIRIKY
👉NA HITSAOKA NA HIVELY TAVOANGY

🔴FA ZAO : MBOLA HAFA NY BANDY NIKOTRANA SY TSY NIKOTRANA REHEFA MIATRIKA ZAVATRA ENY ANDALANA ENY..

NA SAMY TOTABOKA ARY NY MANDEHA EO DIA MBOLA HAFA IHANY LE BANDY NIKOTRANA SATRIA ATY ANATY KWOON DIA MAMPIANATRA ANAO NY FIFEHEZANA FIHETSEHAM-PO MBA HO CALME SY HO CONCENTRÉ FONA AO ANATY COMBAT.

TONGAVA RAHA HIKOTRANA RAMPITSO.😁



24/06/2026

⚫⚪TEKNIKA KELY METY HANAMPY ANAO.

✅RAHA EFA HAINAO DIA DINGIANO FOTSINY.

1: AZA MIONDRIKA BE REHEFA AO ANATY COMBAT...NY ''SAO-SAO'' SY NY '' UPERCUT'' TSY MISOMONGA

2: AZA MITORITORINA FONA FA DÉPLACEMENT 1 DIA ATTAQUE.

3: AZA MANDANY HERY @ ATTAQUE TSY MISY DIKANY FA ENJEHANA..IZAY HAHAVITANIO COMBAT IO NO ATAO

4: AZA MIDITRA @ FIAINAN'NY OLONA FA NY ANAO ATAO TSARA

5: TONGAVA MIKOTRANA MIARAKA AMINAY😁



23/06/2026

⚫⚪MISY DIKANY IO MATOA ATAO.

✅REHEFA AMPANAOVINA ZAVATRA ENAO AO ANATY KWOON AO DIA ATAOVY TSARA.

✅REHEFA ATORO ANAO HOE TONGOTRA NO ATAO EO ALOHA DIA ATAOVY

✅REHEFA TENENINA ANAO HOE MANAOVA MATETIKA DIA ATAOVY

👉REHEFA LAZAINA ANAO HOE ILAINA NY MIANATRA MAMPIASA DIA ATAOVY...TSY MITOVY NY OLONA NIANATRA NAMPIASA ANTSY SY NY TSY NIANATRA NA SAMY OMENA ANTSY ARY..SERIEUX ZANY😁

MISY DIKANY DAHOLO NY ZAVATRA ATAO REHETRA ATY @ KUNG-FU...IZANY NO TSY HANAOVANA



22/06/2026

⚫⚪AZA MITSITSY



REHEFA NAMPIANARINA MI-COMBAT DIA NAVERINA FONA NY HOE '' AZA MITSITSY '' FA NY ''ADVERSAIRE TSY HITSITSY ANAO''

DIA AMPIHARINA @ FIAINANA IHANY KOA :

✅AZA MITSITSY FA ATAKEO NY HAKAMONA
✅AZA MITSITSY FA ATAKEO NY INDICIPLINE
✅AZA MITSITSY FA ATAKEO NY PENSÉ MIHIBA
✅AZA MITSITSY FA ATAKEO NY FAHAZARANDRATSY
✅AZA MITSITSY FA ATAKEO NY HABADONA

AZA MITSITSY FA ATAKEO, AZA ASINA FANDEFERANA SY INDRAFO IZAY MANAKANA NY FAHOMBIAZANAO.

AZA MITSITSY FA ATAKEO IZAY MANAKANA NY FAHAVELOMANAO.



20/06/2026

⚫⚪SI-DAI-CHI

TSY HOE MANOFANA NINJA AKORY ZAHAY ATO @ KWOON AMBOHIMANARINA FA SI-DAI-CHI IO ITANAO @ SARY HAVANANA IO..IZAY ANISANY SI-DAICHI ATO AMINAY.

👉ILAINA NY FANANA SI-DAI-CHI AO ANATY KWOON.

✅TSY MITOVY NY ATAO HOE SI-DAI-CHI sy ny hoe SI-DAÏ.

MIRARY SOA HOANAREO SI-DAI-CHI REHETRA ATO ANATY WISA😁



20/06/2026

⚫⚪MISY MIANTSO HOE ' ADALA ENAO MANDRAMPATONGANAO ''

❎MISY MI-CRITIQUE
❎MISY MANAMBANY
❎MISY MI-SABOTER ANAO

FA ZAO:

✅MIKOTRANA - MIANARA FONA MANDRITRAN''NY HAFA MBOLA MATORY

✅TOHIZO FONA NA MI-ABANDONNE ARY NY SASANY

✅MINOA FONA FA VITANAO IO NA DIA MISALASALA ARY NY HAFA

INDRAY ANDRO ANY '' HITENY, HO TONGA, HIARAKA HIPETRAKA AMINAO NY FAHOMBIAZANA''

N.B: AZA MITADY FA MITADIAVA



Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

RN4
Antananarivo
101