Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maurice Jean, Jaén Maurice Rainizanaka
Bevalala Sport
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bevalala Sport, Antananarivo.
Ny FIHEZAB na ny Fitaizana ny Herin'ny Zatovo Bevalala dia sehatra iray hamolavolana ho olombanona vatana, saina, fanahy miezaka manampy azy ho tia miafanina amin'ny tsara, tia manandratra ny ahafa, ary mamondrona ny talenta hikatsahana ny soa iombonana.
21/05/2023
BFC nandrombaka ny 2em édition mifanandrina @ THT sambany manao finale. Tohano ny ekipanao
Iza no mendrika hahazo ny amboara?
Nitarika 1 sy 0 ny BFC aveo tratran'n PSGZFA 1 sy 1. prolongation natafiditra isa iray ny BFC ary ino no niafarany. Bravo BFC
29/10/2022
Iza no mendrika hahazo an'io ry zala?
Hody Bevalala ve sa Anosibe
Alefaso izay masahy 🔚
Sahy manome 01 ny PSGZFA ilay bandy akamako ato 😂 20 000ar ny fond-nay
23/10/2022
Bravo be ho anareo naharesy e!
Voka-dalao 1/2 finale
√√ 02 PSG ZFA # ZANDRY GASY 01
√√ 02 BFC # FCA TANA 01
√√ FINALE LEHIBE Alahady 30 Okitobra 2022 izao @ 2ora tolakandro
Tsy diso!
√√ "BFC # PSG ZFA
Omby matavy ho an'izay mandresy raha ondry ho an'izay resy.
Iza no mendrika handimby ny FCZN ka hibata ny amboara 2é édition? Ry zala avy eny Anosibe ve sa ry zala avy eto Bevalala?
Raikitra amin'izay ary ny adin'ny samy galy fantsy ka hoita eo izay mahery
DEMI-FINALE ALAHADY 23/10/22 IZAO
√√ 11h 00 : PSG ZFA Avy eny Anosibe # ZANDRY GASY Ankadivoribe
√√ 13H 00 : Bevalala FC # FC TANA avy ao Ankadivory
Iza no Barca dia iza no Real?
Afaka miloka sy manao taimbava fa tsy mahazo miady!!
16/10/2022
Mazava ireo ekipa tafiakatra 1/2 final
BFC
FC TANA
PSGZFA
FC Zandry Gasy
RAHAMPITSO KOSA VAO FANTATRA NY EKIPA MPIFANANDRINA
Samy henjana daolo ireo
15/10/2022
Arahabaina ry zala BFC ireto rehefa nandresy FC Voamadilo tamin'ny isa 4 sy 2 ka hanao 1/2 final
Iza re no ho hifanandrina aminy ee?
Click here to claim your Sponsored Listing.