24/07/2026
Ito indray ny arrivage tsika manaraka ☺️😘
Tonga dia alefantsika varo boba fona fa aza tara 🌹.
🪠Air jordan9 made in Vietnam🔥
Prix:55.000ar au lieu de 65000ar 😄
☎️:0346064884/0347395024
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko
14/07/2026
Hoanao mitady produit tsara nefa tena mora dia aza misalasala miditra mp fa ho afa po ianao mampiasa azy ireto 🌹
✅ Shampooing+Mask a base tongolo gasy dia tena manome aina ny volonao.Ireto daholo ny tombontsoa azonao am fampiasana azy🥰
🟣Mampalama sy mampangirana ny tahom bolo
🔴Manamafy ny tahom bolo mba isorohana ny fihintsanana🙂
🟤Mampijanona avy hatrany ny volo tapatapaka sy mamerina ny volo simba ny fer
🟡Manala angandrano sy mampatevina ny volo
❌Mety am karazam bolo rehetra sy mora ampiasana✅
Vidiny:20000ar
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko
Contact:03460648884/0347395024
05/07/2026
Ato indray izay mahalala ny mora ary e😍😄.Tsy misy tantaraina be intsony fa alefaso commande fa aza mba miady varotra intsony kosa nefa🙄.Ao amin'ny commentaire ao couleur an.
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko
01/07/2026
Io ary lay fihenam bidy goavana be fa alefaso haingana ny commande😄😍
Alefa 50000ar au lieu de 60000ar
Contact:0346064884/0347395024
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko🚲🚙🚐
28/06/2026
Mahazo daholo amzay kosa an😄😍.Alefa 45000ar au lieu de 60000ar fa araraoty 🙂
Pointure:36 à 43
Manao livraison sy mandefa any am faritra tompoko
18/06/2026
Io ary lay fihenam bidy be fa alefaso haingana ny commande