31/08/2026
๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐ โฐ
๐๐๐ฉ๐ก๐ข๐ง๐๐ก โฝโฝ
๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ ๐๐๐ฆ๐๐ฅ โฝโฝ
๐๐๐ โฝ (Rayo Vallecano)
โฆ Tratra ny isa 3 vaovoa, ary nahafinritra ny lalao
31/08/2026
๐ ๐ถ-๐ง๐ฒ๐บ๐ฝ๐
27/08/2026
๐จ ๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ข
๐
๐ ๐๐๐ซ๐๐๐ฅ๐จ๐ง๐ 2-0 ๐๐ญ๐ก๐ฅ๐๐ญ๐ข๐ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ
๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต โฝ (๐ฃ๐ฒ๐ฑ๐ฟ๐ถ ๐ฏ)
๐๐ฒ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป โฝ
โฆ Azo ny isa 3 ary izany no zava-dehibe ๐ช
โฆ Mamiratra foana i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต ary feno azy ny kianja ๐ฅฐ, Tena mafy izy any anaty ๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐ sy ny ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐
โฆ Mbola miezaka miverina tsikelikely amin'ny heriny i ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฒ ๐ฌ๐ฎ๐บ๐ฎ๐น,
โฆNiditra tany amin'ny fizarana faharoa i ๐ฅ๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ถ, ary mbola mizaka maka ๐๐ฆ๐กโ๐๐ izy, antenaina fa tsy ho ela dia tafiditra tsara ao antin'ny lalao izy
โฆ Manao filalao tsotra i ๐๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป nefa ๐๐๐๐๐๐๐๐. Nahafinaritra ny lalao nasehony.
โฆ Tsara be ny fidiran'i ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ, ary nisy ny baolina saika matiny fa tsy manana ๐โ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ข๐ก izy,
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐
27/08/2026
๐๐ฅ๐๐ข ๐ซ๐ ๐ฉ๐ข๐๐๐ข๐๐๐ก๐ฌ
โฆ Fadresena hatrany no tanjona miaraka amin'isa 3 ๐ช
โฆ Raha i ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ no ๐ก๐๐ก๐ข๐๐๐๐๐ tamin'ilay lalao tamin'ny alahady dia androany kosa i ๐๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป indray no maka ny toerany.
โฆ Ary mazava aloha 'zany hatreto fa dia i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต no hipetraka eo amin'ny ๐๐ na ๐๐๐ข๐ฅ 9 ntsika mandrapa aloha 'zany
โฆ Mahatoky ny ekipa sy ny coach isika ary ๐ช
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐
27/08/2026
๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ ๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐
๐ ๐๐ญ๐ก๐ฅ๐ญ๐๐ญ๐ข๐ ๐๐ข๐ฅ๐๐๐จ
๐ Laliga Andro faha 02
๐
27 Aoรปt 2026
โฐ 22H00 Ora ๐ฒ๐ฌ
๐๏ธ Camp Nou
โฆ Hiakatra kianja indray ny mpilalao ntsika anio alina rehefa avy nandresy an'ny ๐๐ฅ๐๐ก๐ tamin'isa 5-0 tamin'ny alahady lasa teo ๐
โฆ Hampiantrano ao ๐๐ฎ๐บ๐ฝ ๐ก๐ผ๐ ny ekipa ntsika ny androany alina ka antenaina fa mbola anao lalao tsaratsara foana ๐ฅฐ
โฆ Hatreto aloha mbola tsy manana ๐ฃ๐๐๐ ๐๐ ho atao ๐ก๐๐ก๐ข๐๐๐๐๐ i ๐๐ฎ๐ป๐๐ถ ๐๐น๐ถ๐ฐ๐ธ ka mety ho ireo ๐๐๐ sy ๐๐๐ ary ireo ๐ ๐ข ntsika ireo ihany no ho ataon'ny coach mifandimby manao โ 9
โฆ Ny atoandro no ho aseho ntsika eto ny mety ho vinavina ireo 11 voalohany hiakatra ny kianja ary ๐ฅฐ
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐
24/08/2026
๐จ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ถ๐๐ ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ถ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐ถ๐ป๐ โ๏ธ
โฆ Nahavita ๐๐๐ ๐ ๐ ๐๐ฬ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฏ(2) i ๐๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป, Ary nahafaty baolina i ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ โฝ
โฆ Ny tsapa aloha dia tsy dia mila maka ๐ณ๐บ๐ต๐ฉ๐ฎ๐ฆ intsony izy roa lahy fa efa tena mahay miaraka amin'ny namany
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐
23/08/2026
๐จโฑ๏ธ ๐๐น๐ฐ๐ต๐ฒ 0 - 5 ๐๐ฐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ฐ๐ฒ๐น๐ผ๐ป๐ฒ
๐๐๐ฉ๐ก๐ข๐ง๐๐ก โฝโฝ
๐๐๐๐ฒ๐๐ฆ๐ข โฝ
๐
๐๐ซ๐ฆ๐ข๐ง โฝโฝ
โฆ Tsara tena tsara ny vokatra satria arahana isa 3 ary nahatafiditra baolina 5
โฆ Nahafinaritra ny endrin-dalao taty amin'ny tapany faharoa, indrindra mo rehefa niditra i ๐ฃ๐ฒ๐ฑ๐ฟ๐ถ ๐ฅฐ... Mbola tsy ao ary i ๐ฅ๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ถ amin'ireny ๐
โฆ Tsara be ny fidirany ๐๐ป๐๐ต๐ผ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฑ๐ผ๐ป ๐ฅฐ, ary nahavita ๐๐๐ ๐ ๐ ๐๐ฬ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ (2) ๐ฅฐ, sary tsara fahana ny ๐ฃ๐ฒ๐ฑ๐ฟ๐ถ koa izy
โฆ Mamay be๐ฅ le ๐๐ฒ๐ฟ๐บ๐ถ๐ป rehefa natao ๐๐ taty amin'ny tapanay faharoa. Hany ka nahafaty baolina (2) roa ๐ฅฐ
โฆ Toy ny mahazatra dia namiratra be i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต ary nahazo ๐๐๐ ๐
โฆ Saingy ny indro kely dia tsy tafiditra tsara tao anatin'ny lalao i ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฒ ๐ฌ๐ฎ๐บ๐ฎ๐น ny androany ๐ฅบ
โฆ Anisan'ny bandy kely namiratra be koa i ๐ซ๐ฎ๐๐ถ ๐๐๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฅฐ. Voafehiny daholo ny ๐๐๐ ๐ก๐ rehetra (๐๐ - ๐๐ - ๐๐ช๐ญ๐ช๐ฆ๐ถ ). Manana ๐๐๐๐ฬ๐ฃ๐ tsara foana isika ๐ฅฐ
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐
23/08/2026
๐ ๐ถ-๐๐ฒ๐บ๐ฝ๐ โฑ๏ธ
โฝ ๐๐๐ฉ๐ก๐ข๐ง๐๐ก (p)
โฝ ๐. ๐๐๐๐ฒ๐๐ฆ๐ข ( ๐๐๐ฉ๐ก๐ข๐ง๐๐ก ๐ฏ )
โฆ Mitarika 2-0 ny ekipa ntsika, somary tsy dia tena mbola mivoaka tsara ny endrin-dalao ny ekipa, fa saingy hita efa miezak
โฆ Nivoaka ny kianja fa naratra sahady i ๐๐ฎ๐๐ถ ๐ ๐ amin'izao fanombohan'ny lalao izao. Ho hita eo ny mety ho tohiny
โฆ Nanao ๐ค๐ฆฬ๐ญ๐ฆฬ๐ฃ๐ณ๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ ๐ท๏ธ mitovitovy an'i ๐๐น๐๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต taorian'ilay ๐๐ฬ๐๐๐๐ก๐ฆ matiny. Tsy fantatra izay tena hafatra tiany ho apitany amin'izany ๐
โฆ Nahafaty baolina volohany ho azy i ๐๐ฑ๐ฒ๐๐ฒ๐บ๐ถ tamin'ity ๐ด๐ข๐ช๐ด๐ฐ๐ฏ ny Laliga ity, ary tolotra avy any amin'i ๐ฅ๐ฎ๐ฝ๐ต๐ถ๐ป๐ฎ๐ต
23/08/2026
๐จ ๐๐ฅ๐๐ข ๐ซ๐ ๐ฉ๐ข๐๐๐ข๐๐๐ก๐ฌ
โฆ Fandresena arahana isa 3 ihany no tanjona ๐ช. Manomboka ny lalao i ๐๐ต๐ฟ๐ถ๐๐๐ฒ๐ป๐๐ฒ๐ป
โฆ Mahatoky ny ekipa sy ny coach isika ๐ช
23/08/2026
๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ถ๐ผ ๐ฎ๐น๐ถ๐ป๐ฎ ๐
๐ ๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐
๐
๐ Laliga Andro 01
๐
23 Aoรปt 2026
โฐ 22H30 Ora ๐ฒ๐ฌ
๐๏ธ Estadio Manuel Martรญnez Valero
โฆ Ity no lalao voalohany ataontsika amin'ity ๐ด๐ข๐ช๐ด๐ฐ๐ฏ 2026 - 2027 ity
โฆ Efa afaka manomboka ny lalao ny mpilalao ntsika vaovao androany alina hafa tsy i ๐ฅ๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ถ irery ihany
โฆ Mila mahazo fandresena isika amin'ity fanombohanan'ny lalao ity mba ho tsara isa sy mba ho tsara fanombohana ny lalao, ary manantena ny mpilalao ntsika mba hamiratra tsara daholo anio alina
______________________________________________
๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ ๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐๐ ๐ถ-๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ป๐ป๐ฒฬ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐ฒ๐ท๐ ๐คฒ๐โค๏ธ
๐ต๐ด
๐ Fans BARรA MDG ๐