FC Elatra Antohomadinika

FC Elatra Antohomadinika

Share

IZAHAY NO ELATRA KOA ELAH N HANIDINA !?

28/08/2026

LALAO MANARAKA
KIANJA VATO BY PASS
8h30
Vs VAMOS FC BEVALALA
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦
..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 27/08/2026

i KARL Ravoniaina Martinho Lany andro nitady cageot hipetrahana nefa Ilay sakafo saika hakàna fafiny efa Lanin' i BOTA Hassan Ioussouf 😄😁🫣🤗😜

23/08/2026

i MONFRR na i VINI Muntary Randrianatoandro no Olon'ny Lalao hoantsika🇺🇦 androany satria t@ ireo baolina telo tafiditry ny ekipa🇺🇦 androany dia nahatafiditra baolina roa ⚽⚽ ary nahavita tolotra farany iray 🎯 , TOHIZANA MONFRR a
NY TOLONA TSY MIOVA ✊🇺🇦🙏

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 23/08/2026

Tsara ny vokatra androany satria nahazo fandresena roa t@ lalao roa isika🇺🇦👏
..NY TOLONA TSY MIOVA✊🙏
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 22/08/2026

LALAO MANARAKA
KIANJA VATO BY PASS
8:30 FC ELATRA vs TEGA FC
KIANJA ANTANIAVO
1/8eme de final
13:20 FC ELATRA vs 7MAFIA
..NY TOLONA TSY MIOVA✊
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 19/08/2026

Kotrana⚽

FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦✊

16/08/2026

nohon'ny antony tampoka tsy azo anoharana dia tsy afaka milalao ny ekipa🇺🇦 androany tompoko , noho izany dia Resy par forfait isika🇺🇦 amin'ny Lalao izay tokony natao androany

15/08/2026

KARL Ravoniaina Martinho avokoa no nahatafiditra ny Baolina Roa ⚽⚽ hoantsika🇺🇦 omaly

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 15/08/2026

VOKA_DALAO OMALY
MATCH DE DEFI ⚽🤝
ady VOLA💰 200.000ariary
FC ELATRA 02 / 02 ANOSIZATO
⚽KARL
⚽KARL
..Resabe tsy ilaina fa Samia manomana mafy ny Match Retour
FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦✊

Photos from FC Elatra Antohomadinika's post 12/08/2026

Kitra⚽kitrana kely omaly talata

FC Elatra Antohomadinika 🇺🇦

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antohomadinika
Antananarivo