FENEC FC Ivandry

FENEC FC Ivandry

Share

Page Officiel

FENEC FC⚽🐶

Photos from FENEC FC Ivandry's post 24/08/2026

Calendrier Vendredi 28 ; Samedi 29 Août 2026 📆

❌tsy maintsy aloha ny Carton(Jaune ; Rouge ) Raha tsy Zany tsy mande match ❌

❌ dernier match ka tsy maintsy fenoana ny vola rehetra tsy afaka mande Match Raha tsy feno ny vola ❌

Misaotra tompoko fandaminana
# tournois

Photos from FENEC FC Ivandry's post 18/08/2026

❌Match : Vendredi 21 ; samedi 22 Août 2026⚽
N B : mitondra karapanondro ny U 21 ☺️
# tournois

15/08/2026

⚽🔥 AMBOHIMIADANA, HERE WE GO! 🔥⚽

Vacances ve? ❌
Tournoi ve? ❌
👉 Samy natao! 😂🔥

Niaraka tamin’ny namana (Rahavavy, Rahalahy) , nanao aventure ary niaina fotoana tsy hay hadinoina tany Ambohimiadana! 🌿🏆

🎬 Ity ny VLOG-nay!
Jereo, ankafizo ary zarao amin’ny namanao 😍👇

14/08/2026


Matchs Samedi 15 Août ☺️

13/08/2026

📅Calendrier jour du match 📅
Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️
ity arany ny fandaharam-potoana ireo match amin'ny zoma zao eh⚽ (Après midi)

❌ Zoma 14 Août ☺️

📍Terrain : LTP Alarobia 🏟️

Andao hilalao ,haneho firalahiana ambony kianja iray eh.🥰

11/08/2026

📅Calendrier jour du match 📅
Efa vonona ve ny ekipa ? lasa ity tournoi ity anh ❤️
ity arany ny fandaharam-potoana ireo match amin'ny zoma zao eh⚽

❌ Zoma 14 Août ☺️

📍Terrain : LTP Alarobia 🏟️

Andao hilalao ,haneho firalahiana ambony kianja iray eh.🥰

Photos from FENEC FC Ivandry's post 10/08/2026

📸 Extrait photo⚽
Voalohany dia isaorana lehibe Andriamanitra fa izy no nitantana sy nivimbina anay nandritra ny 5 andro ka naha tontosa soamatsara ny lalao izay nataonay tany Ambohimiadana.
Ho azy irery ny Voninahitra. ♥️

Isaorana ihany koa ireo Ray aman-dReny nandefa ireo ankizy, misaotra anareo manohana anay fona😍.
Isaorana ihany ny tanan'Ambohimiadana nandray anay 💗 ireo mpikarakara rehetra
Ary tsy adino ny misaotra anareo ankizy tsirairay nande fa tena nanome ny rehetra avy any aminareo ianareo😍 Hafaha havizanana daholo❤️
Mankasitraka daholo😘

Indro ny Sombin-tsarinay nandritra ny dianay📸 Mankafiza finaritra dia aza miala lavitra ny page fa ho alefanay eto avokoa ny aventure anay nandritra izay 5 andro izay🤞

04/08/2026

📣❌ FIANTSOANA FIVORIANA 📣❌
Atsoina isika Club rehetra nandray anjara rehetra amin'ny tournoi U21, U16 ary Féminine mba ho tonga hivory rahampitso.

📅 Alarobia 05 Aogositra 2026
⏰ 02 ora tolakandro (14h00)
📍 LTP Alarobia

Mankasitraka sahady dia manantena ny fahatongavantsika maro.

27/07/2026

⚽ FENEC FC Ivandry ⚽

Tu es un(e) joueur(euse) entre 6 à19 ans
📍 U 10
📍 U13
📍U15
📍U17
📍D2
📍Féminin
et tu cherches un club ambitieux ?

Afin d'étoffer son effectif au vue de sa partie
Fenec FC ouvre son recrutement aux jeunes joueurs motivés et qui veulent progresser.

🔹 Motivation🔹 Discipline🔹 Esprit d’équipe

Entraînement 📅
Mercredi 14h à 17h et Samedi 15 à 17h

Terrain d'entrainement
LTP Alarobia 🏟️

Tous ceux qui sont intéressés sont priés de venir directement en message privé ou envoyer un message sur la page FENEC FC Ivandry ⚽

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Ivandry
Antananarivo