21/03/2026
izahay ato amin'ny club karaté Do Antalaha,vonona fona n'y hitaiza n'y zanantsika amin'ny alalan'ny fanatanjahantena, ara-batana, ara-tsaina,ara-panahy.
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aska Antalaha Shotokan Karate do avec Sensei Danilait, Dojo CRINFP, Antalaha.
21/03/2026
izahay ato amin'ny club karaté Do Antalaha,vonona fona n'y hitaiza n'y zanantsika amin'ny alalan'ny fanatanjahantena, ara-batana, ara-tsaina,ara-panahy.
22/02/2026
SHOTOKAN -KARATE -DO ANTALAHA (ASKA)
DIA MBOLA MANDRAY MPIANATRA FONA.Nº032 52 353 87
10/02/2026
Créance 08 /02/2026
01/02/2026
Entraînement 1er février 2026 👊
Tato @ club ASKA KARATÉ-DO ANTALAHA.
24/01/2026
ASKA KARATÉ-DO ANTALAHA
12/01/2026
Shotokan karaté Do Antalaha 👊 Toerana École Normale teo aloha ,amin'izao CRINFP ANTALAHA,Salle 3 ,Andro fanaovanay entraînement,Asabotsy s'y Alahady tolakandro @ 2 Ora . Responsable 034 50 790 01
12/01/2026
(ASKA) ANTALAHA - SHOTOKAN -KARATE DO 👊
ALLÔ MBA HIARAKA AMINAY EE,FA TSARABE NY MANAO FANATANJAHANTENA ,NY VATANA SALAMA SADY MANANANA FIAROVAN - TENA. Toeran: ÉCOLE NORMAL TALOHA @ SALLE 3
RAHA MILA FANAZAVANA FANAMPINY 034 50 790 01/032 52 353 87 SENSEI DANILAIT MANDRAY ANAO FONA.OSS....!!!!!
05/01/2026
(ASKA ) ANTALAHA- SHOTOKAN - KARATÉ -DO.
TONGAVA IZAY MAGNIRY TE-HIANATRA ,FA MANDRAY FONA IZAY ATO.
05/01/2026
Le Club ASKA Antalaha vous souhaite le bienvenu sur notre page