Ankoay FC - Ankazobe

Ankoay FC - Ankazobe

Share

Jeunes footballeur d'Ankazobe

15/03/2023

Tongasoa zandrinay
Mirary soa ho anao . 🔴⚫🔴⚫

12/03/2023

Tongasoa.
Mirary soa ho Tonga an'ny amin'ny fahombiazana hatrany. 🖤❤️

11/03/2023

Coach Équipe A.
Arabaina natratra izao tsingeritaonanao izao.
Mirary soa mba ho ahomby hatrany amin'izay atao .

24/02/2023

ÉQUIPES TYPE A ⚫🔴⚫🔴

19/02/2023

Voka-dalao andronany
U17 🆚 AC REA ✅
1⃣ - 1⃣ (Pen 4⃣ - 1⃣)

SUPER COUPE 🆚 AC REA ❌
0⃣ - 2⃣

MISAOTRA AN'IREO MPIALALAO NIADY MAFY. MISAOTRA ANAREO MPANOHANA TONGA IZAY HERY LEHIBY HO ANAY NA DIA IRENY AZA NY VOKATRA. MANKASITRAKA TOMPOKO.

ALEFA ANKOAY 🔴⚫

18/02/2023

Officiel : SUPER COUPE D'Ankazobe
Ireo izy 11 mirahalahy iakatra kianja voalohany.
🆚 AC Rea JR
🔰 stades lycée Ankazobe
🕐 02ora tola-kandro
AC AC REA juniorAAC REA juniornAC REA juniorefa Ankoay 🔴⚫

18/02/2023

Équipe types B :
Ireo 11 lahy iakatra kianja voalohany rahampitso.

Alefa ANKOAY 🔥🔥🔥

17/02/2023

Mankasitra indrindra ho an-tsika marobe nisafidy ny ANKOAY FC. 🙏🙏🙏

16/02/2023

RECRUTEMENT : Anisan'ireo mpilalao vaovao handrafitra ny ANKOAY FC mandritry ny taom-pilalaovana 2023 ity izy.
Irakiraka mpanafika (SA) sy eletra mpanafika (AI) no misy azy. Anisan'ireo mpilalao vao misandratra (Jeune espoir) izy izao vao 17 taona.

Tonga soa .

15/02/2023

Azo antoka ⚫🔴

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ankazobe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Ankazobe