28/05/2024
🇲🇬 GO ACTION
Sehatra iray misahana manokana ny tontolon'ny orinasa eto Madagasikara
Ao anatin'izany :
- Fananganana orinasa
- Fanarenana orinasa
- Fidirana anatiny sehatrin'ny asa
Ny tanjonay manokana dia :
- Hanampy ny Malagasy hanana fidirambola ampy
- Hahatonga ny tsirairay hahaleotena ara-bola
- Hitarika ny rehetra indrindra ny tanora amin'ny fandraharana
- Hifanohana amin' ireo mpandraharaha Malagasy mandalo olana manokana eo aminy sehatra misy azy
- Hitarika fahavonona ho an'ireo izay hiditra amin'ny sehatriny asa
Raha fintinina : Ny GO ACTION dia manana tanjona lehibe ny hanangana tambazotrana mpandraharaha Malagasy mifanohana mba hahatonga ny fandrosoana eto Madagasikara
Ny hataonay amin'izany dia : fanampiana ara-kevitra sy ara-teknika ny mpikambana rehetra (coaching), fandrindrana ny vondrona , fitadiavana lalam-barotra sy ny maro hafa
Ny devise nay :
" Fahalalahan-tanana - Fifanohanana - Fandrosoana "
🇫🇷 GO ACTION
Une plateforme dédiée spécifiquement au secteur des entreprises à Madagascar
Cela inclut :
- La création d'entreprises
- La restructuration d'entreprises
- L'intégration dans le secteur du travail
Notre principale objectifs :
- Aider les Malagasy à avoir un source revenu suffisant
- Rendre chaque famille financièrement autonome.
- Encourager tout le monde, en particulier les jeunes, à entrer dans l'entrepreneuriat.
- Soutenir les entrepreneurs Malagasy qui rencontrent des difficultés particulières dans leur domaine.
- Encourager ceux qui vont entrer dans le domaine de travail.
En résumé, GO ACTION a pour but de créer un grand réseau d'entrepreneurs Malagasy solidaires pour promouvoir le développement à Madagascar.
Notre activités consistent à fournir une assistance intellectuelle et technique à tous les membres ( service coaching ), la coordination des activités du plateforme,la recherche de débouchés commerciaux ainsi que d'autres tâches importantes
Notre devise c'est :
" Générosité - Entraide - Développement "