12/07/2026
Un grand merci ร mes nouveaux followers ! Jessica Andrianasolo, Heriniaina Ermin Nivon, Mamitiana Sylvain Randriamanantsoa, Lydia Lydia, Lฤฉbo Sam Barry, Pierrot Rapah, Hantra Ni Rina, Maรฎtre Henri Andriamanjakamanana, Rado Andria, Ma Evah, Jhaรฟllan Roberto, Sitrakiniaina DA DY, Milanto Haja, Fanomezantsoa Razakandrainy, A***n Airon, Sahindo Doux Be, David Eresitida Ambininjanahary, Tojo Ny Aina, Tolotra Sdn, Mamy Randrian, Ravaka Shirt En Gros
08/07/2026
๐ฅณ. Ofisialy vaovao mivoaka
fa afaka manjifa ito tee-shirt manche longue ity ny mpikatroka kung-fu waishi.
Midira hafatra miafina
Misy fanontaniana apetraka amnao sy dรฉtail hafa โ
kung-fu waishi analamahitsy
05/07/2026
Ny tena mahatsara ny kung-fu dia mitaiza ny tanora tsy hiroana am zava mahadomelina.
Satria dia tena entitra ny discipline
Moa rehefa manao sport dia tsy liana am fahazaran_dratsy .
kung-fu waishi analamahitsy
05/07/2026
Park marozevo. Visualisation IA
Tsara raha samy manana tee-shirt daholo ๐
kung-fu waishi analamahitsy
05/07/2026
Tee-shirt lava tanana hoan'ny kwoon analamahitsy
Afaka mandefa commande ny mpianatra eto am kung-fu waishi analamahitsy
04/07/2026
Efa ho telo volana zay no nisiany vidรฉo confรฉrence isakin'ny alahady
๐ฎ๐ฌ:๐ญ๐ฑ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ ๐ฎ๐ญ:๐ฌ๐ฌ
Marihina fa actif foana ny maitre telo lahy amnio fotoana io .
Resadresaka famitinana ny erinandro lasa firesahana vina fampandrosoana
Atokana hoan'ny mpianatra eto am
kung-fu waishi analamahitsy
04/07/2026
๐ข FILAZANA
Ho tanterahana ny 22โ23 Aoรปt 2026 ny fivoahana iarahan'ny mpianatra sy ny Ray aman-drenin'ny Kung-Fu Waishi Analamahitsy any Marozevo. ๐ฅ๐ฟ
Ao anatin'izany:
๐๏ธ Kilalao sy afon-dasy
๐ฝ๏ธ Fiarahana misakafo
๐ Fitsidihana cascade
๐ Fitsidihana Park Marozevo
Fotoana iray hanamafisana ny firaisankina sy hamoronana fahatsiarovana tsara miaraka. ๐
๐ Fanazavana sy fisoratana anarana: 034 09 831 83
kung-fu waishi analamahitsy
04/07/2026
Amen ๐
kung-fu waishi analamahitsy