26/08/2026
🚨🚨FANAMARIHANA :
- MARIHANAY ETOANA MANOLOANA NY RESABE IZAY NIHELY ETO AMIN’NY TAMBAZOTRAN-TSERASERA ,FA TSY NY CRA VELIVELY NO NANIRY NY HIZARA ILAY LOKA FA VOA TSY MATIN’I TSIRY ( FCT ) ILAY IZY KA NISY IREO FIAKARAN’NY MPIJERY TENY AMBONY KIANJA DIA EFA NANANTONA NY PRÉSIDENT ANAY NY COACH < FCT > HOE ALEO HO ZARAINA ILAY LOKA FA IZAHAY ARY MBOLA MITENY HOE ALEO MIANDRY NY DÉCISION AN’NY ORGANISATEUR .
- ARY REHEFA VITA MOA NY FIFAMPIDINIHANA TEO AMIN’NY TELO TONTA DIA INY NOZARAINA INY NY VOLA FA IZAHAY KOSA NAHAZO TAMIN’IREO MPANOHANA ANAY MANONKANA .
- IO RESAKA IO NO MBOLA VOIZINA SY FOAZINA HATRAMIN’NY TANY IFANJA NEFA DIA NY KAPITENY < VVT > NO NIANGAVY VOALOHANY HOE ALEO ZARAINA ILAY VOLA FA TSY IZAHAY VELIVELY .
- NY LALAO MITOHY FOANA ⚽️🏆
- C.R.A MIARITRA LEISSY EEE !!!!