06/07/2024
ππ
π’ πππ§π¨π¦ππ¨π€π ππ§ππ«π¨ππ§π² π§π² πππππππππππ ππππππAL ππππππ πππππ πππππ πππππππππ π€π ππ¨π² π’π³ππ¨ π§π² πππ§πππ‘ππ«ππ¦-π©π¨ππ¨ππ§π.
16/06/2024
Vita soamantsara ny "concours shoot" nikarakaraintsika.
Nilamina tsara ny fizotry ny lalao
Isaorana Manokana ireto fa tena nahavita be tamin'ny fikarakarana:
- commune Urbaine Ambalavao nanome ny terrain nilalaovana.
- Section Basket Ball Ambalavao
- ombilahy Masiaka
- kiamabala 303 izay anisany ny Tena nanamarika indrindra tamininy concours iny aminy fanomezana tee-shirt sy fitaovana samihafa.
- club 303 city
Karakarao ny an'ny Tena fa neny hafa tsa omeny
foanaππ
11/06/2024
Aza adino n'y fotoanatsika amle 15 16 juin zao manomboka amin 2h tolakandro tsy diso...
Efa misokatra n'y fisoratana anarana eo amin kianja n'y toky fitaka lapan'ny tΓ nanan'Ambalavao Isaky ny 13h30mn tolakandro zay de bonne chance daholoππππ
05/06/2024
Avy amzay raha t'yπππ₯
Concours karakarain'ny Basket'n'akoho
Ny 15 16 juin hoavy zao
16 ans+ masculin ihany aloha....
Eo amin'ny kianja toky fitaka
Ny loka surprise be ππ
Tsy misy sarany ny fisoratana anarana
14 juin maraina ny faran'ny fisoratana anarana ka aza Tara ary
Suuuurrrr!!!!
07/12/2023
Efa nahazo jiron'akoho ve nareo??
Aza adino fa efa kely sisa de ivoka ndray ny basket n'akohoπππ