27/08/2026
Pronosticko mandresy aloha izareo, fa tsy hahazo ldc ka😃
Información de contacto, mapa y direcciones, formulario de contacto, horario de apertura, servicios, puntuaciones, fotos, videos y anuncios de FOOT - Dresaka Mada, Deportes, ssss, Las Rozas de Madrid.
🔥 Tongasoa eto amin'ny FOOT- DRESAKA MADA! ⚽
📰 Vaovao farany, transfert, résultats ary analyses football.
👉 Tsindrio "Suivre", asio J'aime, Commentaire ary Partager hanohanana ny pejy.
💙 FOOT-DRESAKA MADA – Ny football, ny passion-ntsika!
27/08/2026
Pronosticko mandresy aloha izareo, fa tsy hahazo ldc ka😃
Za tsy tia Barca zany 🙄
26/08/2026
🙄🙄🙄🙄 Tsaratsara ihany ireto match ireto an 👍
24/08/2026
Ireto efa mahazatra fona, avy eo na Lens handraraka izareo amn ldc ity koa😁
23/08/2026
Raha ny Barcelona angamba nandresy izay, mety efa nisy niteny ato hoe, Mihorohoro Eoropa manotolo izao 😂😂
22/08/2026
Hoy ny Mpakafi an'i Barcelona hoe:"Tsisy toerana hafa hakana photo hafa ve ianareo raha tsy eo amin'ny Crush nay eo fona😭."
21/08/2026
Tena ratsy saina nareo fans ny Barca 😭
20/08/2026
Iza koa ny handraraka an'i Barcelona amn ldc amn'ity ry zalahy🤔🤔 ??
19/08/2026
Indroa izao izy no tratran’ity olana ity teny ambony kianja. Tena mampalahelo ny mahita izany, indrindra fa mbola tanora sy manana hoavy mamirapiratra ilay zandry. 😢💔
Enga anie ka tsy hisy intsony ny zavatra toy izao, akoatsy ekipan'i Barcelona fotsiny 😭😭
Bon établissement Jamal !! 🙏
18/08/2026
Tandremo Fans ny Real!!, Fa manana LDC Ekipa ny barca amin'izao 🤣🤣, Rodri izan